Politique

Rolland Ravatomanga Nanentana hisian’ny firaisankina hatrany


  • Alatsinainy 12 Desambra 2011

Nandray ireo solontenan’ny tantsaha ao Bongolava, ny foko 18 ao an-toerana niaraka tamin’ny delegasion’ny ankolafy Ravalomanana tao amin’ny birao fiasany etsy Anosy ny zoma teo ny minisitry ny fambolena, Ravatomanga Rolland.

 Tonga niarahaba azy amin’izao nanendrena azy ho minisitry ny fambolena izao no anton-dian’iretsy voalohany. Nanararaotra ny fihaonana nanentanana ireto mpiara-dia aminy hiray hina hatrany ny minisitra, izay sady mpikambana amin’ny birao politikan’ny antoko Tiako I Madagasikara rahateo. Tsy mbola mifarana rahateo ny tolona raha tsy tafaverina an-tanindrazana ny filoha Marc Ravalomanana ary mamerina azy eo amin’ny fitondrana amin’ny alalan’ny fifidianana.
Nangonini Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT