• Alarobia 14 Desambra 2011
Politique.Fanatrehana ny fetin’i Dada Niala bala Razanakolona

Nanaitra ny maro ny fanambarana nataon’ny lehiben’ny Faritra Vakinankaratra, Razanakolona Paul, ny alin’ny alatsinainy 12 Desambra lasa teo, taorian’ny nanatrehany ny fankalazana ny tsingerintaona faha-62 nahaterahan’ny filoha Ravalomanana tao amin’ny Hotel des Thermes Antsirabe ny antoandron’io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Politique.Parlemantan’ny tetezamita Totohondry tao Anosikely, sahotaka teny Tsimbazaza

Tafavadika ho lalàna nanomboka omaly teo anivon'ny Kongresin'ny tetezamita ilay sori-dalana nosoniavin'ireo mpanao politika teny Maibahoaka Ivato ny 17 septambra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Politique.Rahajason Harry Laurent Mandrangaranga sazy

Ny fifampiresahana hatrany no tena nomena vahana teo aloha fa fotoana kosa izao hampiharana ny lalàna ho an’izay minia mihoatra ny fefy, hoy ny minisitry ny serasera, Rahajason Harry Laurent.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Politique.Tetibolam-panjakana taona 2012 : Ho laniana maimaika noho ny fahamehana

Roa andro monja no nandinihan’ny Kongresin’ny tetezamita ny volavolan-dalàna laharana faha-015/2011 tamin’ny 1 desambra 2011 momba ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana amin’ny taona 2012 (alatsinainy 12 sy talata 13 desambra) dia ho lanian’ny fivoriana hitambaramben’ireo CT anio amin’ny alalan’ny tsangan-tanana indray izy io anio marainan’ny alarobia 14 desambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Politique.TIM Raharinaivo Miady an-trano sahady

Nisy fiantraikany amin’ny raharaha tokantranon’ny TIM Raharinaivo ny fanendrena mpikambana teo anivon’ny CT sy CST farany teo. Tamin’ny ankapobeny dia tsy hita tabilao ity elatra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Desambra 2011
Politique.Andry Rajoelina Tsy hihavana amin'i Marc Ravalomanana mihitsy ?

Raha misy ny modely fakan-tahaka amin'ny fampihavanana eto amin'ny firenena dia tokony ho lohalaharana amin'izany ny filoha.

Hamaky ny tohiny
FTT