• Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.Ankolafy Ravalomanana Hanohana ireo mpiasam-panjakana ambony anio

Raha tsy misy ny fiovana amin’ny ora farany dia hanakatom-baravarana ary hikatso ny asam-panjakana amin’ity anio ity, araka ny fanambaran’ny fivondronamben’ny sendikan’ireo mpiasam-panjakana ambony

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.Gadra politika Marary ao Befelatanana i Coutiti

Omaly maraina tokony ho tamin'ny 9 ora sy 45 minitra no nigadona tetsy amin'ny hopitaly Befelatanana ny kolonely Coutiti Assolant.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.GTT International Genève Toamasina “Marc Ravalomanana no vahaolana”

Tsy tara amin’ny fivoaran’ny toe-draharaham-pirenena ny fikambanana GTT International Genève sampana Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.Joseph Yoland Ny fitiavan-tanindrazana no hahatafavoaka antsika

Tsy misy afa-tsy ny fitiavan-tanindrazana asehon’ny rehetra no hahatafavoaka antsika amin’ny krizy sy hahazoantsika ny fankatoavana iraisam-pirenena, hoy Atoa Joseph Yoland, filohan’ny vaomieran’ny fizahantany sy ny asa tanana eny anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.Rodobe Toamasina Miborioka ny tondrozotra

Namoaka fanambarana ny Rodoben´ny Malagasy Toamasina noho ireo zava-misy iainan´ny firenena sy ny vahoaka Malagasy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.Polisy namono mpitsara tao Toliara Misy 12 lahy nalefa niakatra aty Tanà

Loharanom-baovao akaiky ny polisy no nahafantarana fa nalefa niakatra aty an-drenivohitra ireo polisin’i Toliara voarohirohy tamin’ny famonoana ny mpitsara Rehavana Michel.

Hamaky ny tohiny
FTT