- Alatsinainy 26 Desambra 2011
Politique.Minisitry ny polisy Nametra-pialana ?
Tsy mbola nisy ny fanazavana ofisialy momba izany ary nilaza ho tsy nahafantatra koa ireo izay nanontaniana.
Hamaky ny tohinyTsy mbola nisy ny fanazavana ofisialy momba izany ary nilaza ho tsy nahafantatra koa ireo izay nanontaniana.
Hamaky ny tohinyNa dia teo an-katoky ny fetin’ny Noely aza ny sabotsy 24 desambra teo dia tonga maro be hatrany ireo mpitolona tao Antsirabe ka nifamotoana tao amin’ny kianjan’ny Magro Avaratsena izy ireo ny sabotsy teo.
Hamaky ny tohinyMitety andrim-panjakana ny Ambasadaoron’i Frantsa, Atoa Jean Marc Chataigner.
Hamaky ny tohinyNolazainy am-pahasahiana indray fa tsy tokony hatao takalon’aina ny vahoaka.
Hamaky ny tohinyNihetsika indray ny “Komitin’ny fitakiana ny fampiharana ny tondrozotra Antsirabe” omaly alakamisy 22 desambra ka nivoaka ny kianjan’ny Magro Avaratsena izy ireo ary dia namelatra ireo sorabaventy samihafa teo nanoloana ny fiatoan’ny taksibe fitaterana, naneho ny fitakiany ny fampiharana ny tondrozotra.
Hamaky ny tohinyAzo atao hoe nahomby ihany ny fitokonana fanairana nataon'ireo mpiasam-panjakana ambony omaly alakamisy 22 desambra.
Hamaky ny tohiny