- Zoma 23 Desambra 2011
Politique.Hetsiky ny Magro Hamadika ny pejy amin’izay
«Rehefa tsy hampihatra ny andininy faha-20 amin’ny sori-dalana dia tsy vahaolana ny fialan’ny minisitra fa ny mpitondra rehetra mihitsy no mila miala», hoy ny CST Ravelonanosy Mamitiana raha nandaha-teny tetsy amin’ny magro Behoririka omaly.
Hamaky ny tohiny