- Alarobia 21 Desambra 2011
Politique.Ankolafy Ravalomanana Nampitandrina ny Troika
“Na manao ianareo Troika na tsy manao ! Be dia be ireo tatitra nalefa tany amin’ny Troika kanefa tsy nisy valiny.
Hamaky ny tohiny“Na manao ianareo Troika na tsy manao ! Be dia be ireo tatitra nalefa tany amin’ny Troika kanefa tsy nisy valiny.
Hamaky ny tohinyMiova manaraka ny toe-draharaha politika ny firafitry ny delegasion’ny ankolafy Zafy Albert, ary manamarina ny fanambaran-dRtoa Lalatiana Ravololomanana ny fivoahan'ny lisitra vaovao manambara ny mpikambana mandrafitra ny delegasion’ny ankolafy Zafy Albert amin’ny fihaonana sy fifampidinihana itadiavam-bahaolana hivoahana amin’ny krizy.
Hamaky ny tohinyNihaona tamin'ny Troïka ireo avy ao amin'ny komity manohana ny fihaonana an-tampony afak'omaly hariva tao amin'ny Colbert.
Hamaky ny tohinyHatramin’ny nisian’ireo karazana fihaonana sy dinika hikaroham-bahaolana hamahana ny krizy, na teto Madagasikara izany na tany ivelany, dia niezaka hatrany nandefa ny olony hitsirika ny zava-mitranga sy hanindry bokotra na hanakorontana ny fehin-kevitra tapaka ny Frantsay.
Hamaky ny tohinyDinidinika mikasika ny fampiharana ny tondrozotra sy izay fiaraha-miasa eo amin’ny fanjakana frantsay sy ny Kongresin’ny tetezamita, izay naharitra ora iray teo ho eo, no nifanaovan’ny filohan’ity rafitra mpanao lalàna malagasy ity, Atoa Mamy Rakotoarivelo sy ny Ambasadaoro frantsay miasa sy monina eto amintsika, Atoa Jean Marc Chataigner omaly teny Tsimbazaza.
Hamaky ny tohinyTamin’ny fomba ofisialy no nilazan’ny minisitry ny fitaterana, Ramanantsoa Benjamina, eo anivon’ny governemanta Beriziky fa dia nofoanana ilay NOTAM tsy fanta-piaviana niteraka resabe.
Hamaky ny tohiny