Politique

Polisy namono mpitsara tao Toliara Misy 12 lahy nalefa niakatra aty Tanŕ


  • Alakamisy 22 Desambra 2011

Loharanom-baovao akaiky ny polisy no nahafantarana fa nalefa niakatra aty an-drenivohitra ireo polisin’i Toliara voarohirohy tamin’ny famonoana ny mpitsara Rehavana Michel.

 Miisa 12 lahy izy ireo. Raha tsiahivina dia nidina fanindroany any Toliara ny minisitry ny filaminana anatiny sy ny olona ambonin’ny polisy. Izany dia mba hijerena izay fomba hanadihadiana ireo polisy voarohirohy tamin’io vono olona io. Heverina ihany koa fa nisy izany ny fanapahan-kevitra tampoka, na ny marimarina kokoa, noresen-dahatra ihany ireo polisin’i Toliara mba entina aty an-drenivohitra ka hotsaraina aty.
G.T

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT