• Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.Andry Rajoelina Atosik’i Beriziky hanapa-kevitra

Araka ny vaovao navoakan’ny onjampeo tsy miankina iray teto an-drenivohitra omaly antoandro dia efa nikasa ny hanala ny minisitry ny polisy ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina vantany vao nitranga ilay famonoana mpitsara tany Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.Ralitera Andrianandraina Tsy te ho anisan’ny mpiray tsikombakomba aho

Tsy te ho anisan’ireo mpiray tsikombakomba amin’ny fitondrana tsy mahomby ankehitriny aho no tsy nanekeko niditra ho CST na CT na dia nangatahana ho atao tao anaty lisitry ny ankolafy iray aza, hoy Atoa Ralitera Andrianandraina zokiolona amin’ireo gadra politikan’ny raharaha 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Desambra 2011
Politique.Randrianazanany Victor Lalao Avelao hody malalaka i Dada

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny Randrianazanany Victor Lalao, mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny fitaterana no sady zanaky ny taona 1947.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2011
Politique.Adin’ny SMM-Polisy Higrevy koa ny mpiasam-panjakana, may volon-tratra ny FAT

Tsy mitsahatra mivoatra ny raharaha Toliara. Isan’andro dia tsy maintsy misy zava-baovao hatrany avy amin’ny fanambaran’izatsy na izaroa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Desambra 2011
Politique.Alain Mahavimbina Miantso fitoniana alohan´ny fety

Nampiantso mpanao gazety tao amin´ny birao fiasany omaly antoandro, Atoa Mahavimbina Alain lehiben´ny Faritra Atsinanana, izay nametrahany hafatra ho an´ny vahoakan´i Toamasina fa “ilaina ny fitoniana amin´izao ankatoky ny fety izao.

Hamaky ny tohiny
FTT