• Talata 27 Desambra 2011
Politique.Gadra politika Hanao hetsika fiala-nenina ireo fianakaviana

Voarakitra ao anatin’ilay sori-dalana nosoniavin’ireo mpanao politika ny 17 septambra 2011 fa anisan’ny fomba hamahana izao krizy izao ny fametrahana fitoniana eto amin’ny firenena, toy ny famoahana ireo gadra politika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana “Aza matahotra, minoa fotsiny ihany !”

Nitafa mivantana tamin´ny vahoakan´i Toamasina Atoa Ravalomanana ny sabotsy teo. Nambarany nandritra izany fa “misy fotoany ny zava-drehetra, fikasana ny antsika olombelona fa fandaharana an´Andriamanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2011
Politique.Olan’ny mpitsara sy polisy Miala ny Emmo-Reg sy ny FIS

Miala ny Emmo-Reg ary miala ihany koa ny FIS. Tsy misy sahy miditra amin’ny olan’ny mpitsara sy ny polisy izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2011
Politique.Rodobe Toamasina Miomana fa ho avy ny filoha Ravalomanana

Nitohy ny sabotsy teo tao an-tokotanin´ny Magro Tanambao V, ny hetsiky ny Rodoben´i Toamasina fanao isaky faran´ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2011
Politique.Mpomba an’i Marc Ravalomanana Vonona hanao vy very ny aina hiaro azy

“Izay hisambotra ny filoha Ravalomanana, aoka hosamborina, izay hamono azy aoka hovonoina”, hoy i Fanantera Louis Longin, mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita na CST, ny sabotsy lasa teo tao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2011
Politique.Marc Ravalomanana Izy no hiteny ny daty hahatongavany

«Mahatsiaro ho mangingina aty an-tanin’olona aty aho. Nanantena hanao krismasy miaraka aminareo aho. Na dia nanao araka izay azo atao aza dia teo ny sakantsakana isan-karazany.

Hamaky ny tohiny
FTT