• Alarobia 28 Desambra 2011
Politique.Constant Raveloson Voaporofo izao ny ilana ny fihaonana an-tampony

Izao zava-mitranga ateraky ny savorovoro amin’ny antokon’asam-panjakana izao dia mitory fa ilaina havitrana ara-politika ny firenena, handravonana izao olona miseho etsy sy eroa izao, hoy i Constant Raveloson.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2011
Politique.Sendika F3M Miaiky fa nisy fiovana goavana ... amin’ny ratsy teto

Manaiky izahay ao amin’ny firohotan’ny sendikan’ny mpiasam-panjakana F3M (Fiaraha-Mientan’ny Mpiasam-Mpanjakana), hoy Atoa Florentin Ramamonjisoa fa nisy fiovana goavana teto amin’ny firenena tao anatin’izay telo taona farany izay dia ny fiovana amin’ny ratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Desambra 2011
Politique.Hetsiky ny Magro Miantso an’Antananarivo hijoro

Teo amin’ny tantaran’i Madagasikara dia teto Antananarivo no nanorenana fanjakana, teto koa anefa no nandravana fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2011
Politique.Andry Rajoelina Nitsoaka olana any Maorisy

Ny olana eto an-tanindrazana tsy mbola voavaha ary mainka aza mihamafy. Ny filohan’ny FAT kosa dia tapa-kevitry ny nisintaka any Maorisy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2011
Politique.Fanambin’ny Magro Rava ato anatin’ny roa volana io fanjakana io

Vanim-potoana sarotra ho an’ny mpitondra malagasy ny volana janoary sy febroary, raha ny tantaram-pirenena hatramin’izay no dinihina sy tsiahivina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2011
Politique.Fitakiana fampiharana ny tondrozotra Rahonana hosamborina ny mpitarika

Mahatsikaiky ny tranga miseho ao Antsirabe amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT