Politique

Sendika F3M Miaiky fa nisy fiovana goavana ... amin’ny ratsy teto


  • Alarobia 28 Desambra 2011

Manaiky izahay ao amin’ny firohotan’ny sendikan’ny mpiasam-panjakana F3M (Fiaraha-Mientan’ny Mpiasam-Mpanjakana), hoy Atoa Florentin Ramamonjisoa fa nisy fiovana goavana teto amin’ny firenena tao anatin’izay telo taona farany izay dia ny fiovana amin’ny ratsy.

 Efa tena halohalika ny ranombary, hoy ity sendikalista ity, ka tsy azo atao intsony ny mandefitra manana ny rariny. Tongotra mby an-dakana ny anay sendika F3M, ka hihetsika izahay. Haverinay, hoy Atoa Florentin Ramamonjisoa, fa raha mbola hiseho indray amin’ny kabary faran’ny taona ataon’ny filohan’ny tetezamita ny resaka isan-jato (10%...) dia efa ambaranay mialoha fa fanaovana zinona ny mpiasam-panjakana izany. Takianay hatrany ny fampitoviana lenta ireo manana maripahaizana mitovy.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT