Politique

Constant Raveloson Voaporofo izao ny ilana ny fihaonana an-tampony


  • Alarobia 28 Desambra 2011

Izao zava-mitranga ateraky ny savorovoro amin’ny antokon’asam-panjakana izao dia mitory fa ilaina havitrana ara-politika ny firenena, handravonana izao olona miseho etsy sy eroa izao, hoy i Constant Raveloson.

 Ny fanatanterahana ilay fihaonana an-tampony andraisan’ireo filohan’ny firehana efatra, miaraka amin’ireo mpitarika antoko lehibe, fiarahamonim-pirenena, mpandraharaha no handravonana izany, hoy izy nanohy ny fanazavana. Manamafy ny teniny ity mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ity, nilaza fa tsy mahazaka fitondrana i Andry Rajoelina.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT