• Talata 03 Janoary 2012
Politique.Vahoaka Miray Miandrandra ny filoha Ravalomanana hitondra vahaolana

Mitaky tsy misy fepetra ny hamelana ny filoha Ravalomanana hody eto an-tanindrazana ireo mpikambana mivondrona ao anatin’ny fikambanana Vahoaka Miray na ambalambahoaka rafitra Malagasy sy ny soatoavina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2011
Politique.Birao maharitry ny parlemantan’ny tetezamita Olona mitondra olana ny 70 % mitsidika azy ireo

Mpikambana iray ao amin’ny birao maharitry ny parlemantan’ny tetezamita no nanambara mazava, avy tamin’ny alalan’ny firesadresahana maharitraritra taminy fa amin’ireo olona tonga mangataka fihaonana ao amin’izy ireo ka voaray soa aman-tsara dia ny 70% n’izy ireo dia saika olona mitondra olana ho vahana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2011
Politique.CT Paul Pody "Ny fampihavanana ireo mpanao politika no vahaolana"

Mitarazoka loatra ny olana ara-politika, hany ka miteraka olana lalim-paka anivom-piarahamonina ihany koa, hoy ny mpikambana eo anivon'ny Kongresin'ny tetezamita Paul Pody.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2011
Politique.Kolonely Charles Manomboka salama

Niely indray ny feo teto an-drenivohitra omaly fa namoy ny ainy ny lietna-kolonely Andrianasoavina Charles.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2011
Politique.Sazalahy Tsianihy Ny fialan’ny minisitry ny fitsarana no hampilamina eto

Ho an’ny ankolafy Ravalomanana misy anay, hoy ny CT Sazalahy Tsianihy dia ny fialan’ny minisitry ny fitsarana ankehitriny no hampisy ny filaminana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Desambra 2011
Politique.Zanak’i Dada Hiavaka ny hetsika eny an-kianja anio

«Tsy Rajoelina no nanendry anay ho mpikambana eo anivon’ny CT sy CST. Raha Rajoelina no nanendry anay dia tsy nankao izahay.

Hamaky ny tohiny
FTT