• Talata 03 Janoary 2012
Politique.Marc Ravalomanana Maniry ny hiverenany ireo mpamatsy vola sy firenena mpiray ombon'antoka

«Rehefa tonga any izahay vao tafaverina ny fankatoavana iraisam-pirenena».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy hisy hahasakana ny fodiako izany”

Nanamarika ny hetsika nataon’ireo mpitolona mitaky ny fiverenana amin’ny ara-dalàna tao Antsirabe ny sabotsy 31 desambra 2011 lasa teo ny tafa an-tariby nivantana nifanaovan’ny filoha Ravalomanana tamin’ireo mpomba azy izay nitondrany firarian-tsoa sy fankaherezana ireo mpitolona noho ny faharetana nandritra izay telo taona izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.Praiminisitra Jean Omer Beriziky Sady niasa no niala sasatra tao Toamasina

Tao Toamasina no nanao veloma ny taona sy nandray ny taona vaovao 2012, ny praimisitra Jean Omer Beriziky sy ny fianakaviany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.Raharaha Kaominin´i Toamasina I Hodinihina mandritra ny filankevitry ny governemanta anio

Tsy niandry ela fa hanomboka anio talata 03 janoary 2012, dia efa hisy ny filankevitry ny governemanta tarihan´ny praminisitra Jean Omer Beriziky.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.UAZD Efa vonona amin’ny fanomanana ny fitsenana an’i Dada

Manoloana izao fahatrarana ny taona vaovao 2012 izao, ny UAZD (Union des Associations Zanak’i Dada) dia faly miarahaba ny vahoaka malagasy rehetra ary mirary soa amin’ny tolona ataon’ny Zanak’i Dada rehetra manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.Tolagnaro Nankahery ireo mpiara-dia aminy ireo CST sy CT Zanak’i Dada

Fitsenana mafana no nataon’ireo Zanak’i Dada Tolagnaro ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) Mosa Tahiry sy ny mpikambana amin’ny Kongresy (CT) Rafidiarisoa Victorine, avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, raha nitsidika tany an-toerana sady tanindrazana rahateo.

Hamaky ny tohiny
FTT