• Talata 03 Janoary 2012
Politique.Rasamizafy Cyril Leo adilahy politika ny vahoka !

Avy any amin’ny renivohitry ny Faritr’i Matsiatra Ambony ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST) Rasamizafy Cyril no mampita ny fiarahabana ny vahoaka Malagasy tsy vakivolo amin’izao fahatrarana ny taona vaovao 2102 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.Rakoto Andrianiaina Jaona “Aoka havela ny lonilony samihafa”

Mirary soa ho an’ny vahoaka malagasy tsivakivolo ny tenako amin’izao taona vaovao izao ary miarahaba manokana ny Filoha Marc Ravalomanana sy ny ankohonany koa nahatratra ity taona 2012 ity, hoy ny CT Rakoto Andrianiaina Jaona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.Filoha Ravalomanana tany Tolagnaro “Lazaonareo CST sy CT amin’ny vahoaka ny marina !”

Nitady toko ka sendra vato ! Io no azo amintinana ny zava-nisy teo amin’ny fianakaviamben’ny TIM-Zanak’i Dada tany Tolagnaro teo am-pandraisana ireo CST sy CT avy amin’ny ankolafy Ravalomanana ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.Hetsiky ny Magro Tsy mbola vita ny tolona

Na dia vao fiandohan'ny taona aza, ary teo koa ny orana nikija dia tsy nahasakana ireo mpandala ny ara-dalàna tsy nankeny an-kianja izany omaly alatsinainy 02 janoary 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Janoary 2012
Politique.Magro Avaratsena Antsirabe Hiova ny paika amin’izao taona vaovao izao

Na dia tao an-katoky ny faran’ny taona aza dia mbola tonga maro ihany olona tao amin’ny Magro Avaratsena Antsirabe ny tolakandron’ny sabotsy 31 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT