• Alakamisy 05 Janoary 2012
Politique.Raharaha FIGN Nitombo iray ny sivily maty

Nindaosin’ny fahafatesana teo amin’ny faha-29 taonany i Andrianjarivo Sitraka. Ny talata 03 janoary 2012 no nahafaty azy teny amin’ny hopitaly miaramila na HOMI Soavinandriana, toerana nitsaboana azy farany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2012
Politique.Raharaha “Rehavana Michel” Nitsapa alahelo ny havany ny minisitry ny Polisy

Omaly maraina no nirodorodo teny teny Androndra misy ny tranon’ny rahalahin’i Rehavana Michel, ilay mpitsara novonoina andiana polisy tany Toliara, ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny polisim-pirenena notarihin’ny minisitry ny filaminana anatiny, ny Controleur général Rakotondrazaka Arsène.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2012
Politique.Tolagnaro Hidina an-dalambe ny vahoaka

Vao miandoha ny taona dia mafanafana ao Tolagnaro ao. Fantatra mantsy fa dia hidina an-dalambe ny vahoaka amin’ity anio ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2012
Politique.Kianjan’ny Magro Kianjan’ny demokrasia

Telo taona izao no naharetan’ny tolona ho famerenana ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Janoary 2012
Politique.Serge Ratovondrainy Mila mandeha haingana amin’ny fifidianana isika

Ny fifidianana, io ihany no lalana tokana ahazoana ny fankatoavana iraisam-pirenena sy maha demokrasia ny demokrasia, hoy i Serge Ratovondrainy filoha nasionalin’ny antoko MAFI (Madagasikara Firaisan-kina).

Hamaky ny tohiny
FTT