Politique

GTT IDF – RCM Mitohy ny tolona, ny hetsika sosialy koa mandeha


  • Talata 03 Janoary 2012


 Nanolotra mari-pitiavana ho porofon’ny tolona iaraha-manao hamoahana an’i Madagasikara anatin’izao krizy mampitondra faisana ny Malagasy maro an’isa izao ka hiverenana amin’ny ara-dalàna indray ny GTT IDF (Gasy Tia Tanindrazana Ile de France) niaraka tamin’ny RCM (Rassemblement des Citoyens Malagasy). Tetsy amin’ny Magro Behoririka no nanatanterahan’izy ireo indray ny sabotsy 31 desambra 2011. Vary miisa 560 fonosana no voazara tamin’io fotoana io, hetsika mifanandrify indrindra amin’ny Asaramanitra, ifanolorana fanomezana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT