• Alakamisy 05 Janoary 2012
Politique.Constant Raveloson «Nilaza ny marina momba ny tenany Rajoelina”

Tsy nisy na inona na inona avy amin’i Andry Rajoelina ny zavatra niseho tamin’ny faran’ny taona fa sary sy feo fotsiny ihany dia izay, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita, Raveloson Constant.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2012
Politique.Fiverenan'ny Filoha Marc Ravalomanana "Tsy hiandry ankolafy hafa isika", hoy ny Me Hanitra

Tato anatin’ny herinandro vitsivitsy izao dia misy karazana rivotra mitsoka ao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka, tsy fitovian-kevitra eo amin’ireo mpitari-tolona sy mpitolona sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2012
Politique.Inspection Générale de l'Etat (IGE) Mitohy ny fitokonana, mikatso ny raharaha

Tsy hitsahatra ny fitokonan’ireo mpiasa mpanatanteraka eo anivon'ny Inspection Générale de l'Etat (IGE), raha tsy voavaly ny fitakiana rehetra nataon'izy ireo hatramin'izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2012
Politique.Rakotovazaha Zazarivelo “Mbola Atoa Ravalomanana no filoha fantatray”

Filoham-pirenena voafidim-bahoaka iny ary izy no mbola filoha fantatray hatramin’izao aloha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Janoary 2012
Politique.Misavorovoro i Tolagnaro Grevy be no nisantarana ny taona

Filaharam-be namakivaky ny tanàna no nataon’ny vahoaka tao Tolagnaro, omaly alarobia 4 janoary maraina. Niainga teny amin’ny Les Chasseurs ka nipaka hatrao Bazaribe.

Hamaky ny tohiny
FTT