• Zoma 06 Janoary 2012
Politique.Fivoriana tsy ara-potoan’ny Parlemanta Hanenjana ny ankolafy Ravalomanana

“Tokony hiala Rajoelina satria tsy hainy ary tsy vitany ny mitondra firenena”, hoy Randrianjatovo Henri, mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2012
Politique.Kaominina Mahajanga Ho kandida Ben’ny tanàna i Ahmad ?

Tamin’ny zoma farany tamin’ny taona 2011, tamina hotely iray tao Mahajanga, araka ny loharanom-baovaonay, no nivoahan’ity resaka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2012
Politique.Krizy politika Namela takaitra indray ny hery famoretan’ny FAT

Ny 20 mey 2010, tamin’ny raharaha FIGN teny Fort Duchesne no nahavoasambotra an’i Andriajanarivo Nalisoa Sitraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2012
Politique.Mamy Ratovomalala Hampiandraiketina ny OMNIS ?

Mandeha ny resaka amin’izao fotoana fa mety ho lasa tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny OMNIS i Mamy Ratovomalala, minisitry ny harena ankibon’ny tany teo aloha, tao anatin’ny governemanta Vital.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2012
Politique.Mpitolona Antsirabe Hivoaka ny kianja ?

Hafanafana indray ny hetsika politika ao Antsirabe amin’ity faran’ny herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Janoary 2012
Politique.Profesora Zafy Naparitany amin’izay ny dosie «bois de rose»

Nanoratany ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina, nandefasany taratasy ihany koa ny praiminisitra Omer Beriziky sy ny Cemgam, ny Jeneraly Ndrianarijaona André.

Hamaky ny tohiny
FTT