Politique

VAMI Hanohy ny fanehoan-kevitra am-pilaminana nampalaza ny zanak’i Dada


  • Alarobia 04 Janoary 2012


 Tsy maintsy tanterahina hatramin’ny farany ny tolona, hoy ny VAMI (Vahoaka Miray) fivondronan’ny mpitolona mpandala ny ara-dalàna hatrany am-boalohany fa izay no efa nimatimatesana teny amin’ny kianja maro samihafa (kianjan’ny 13 mey nitondrana sorabaventy hoe “Non à la grève” tamin’ny 2009, kianjan’I Mahamasina sy Ambohijatovo avy eo ary tonga hatreny Ankorondrano). Ho tohizina ny hetsika fanehoan-kevitra am-pilaminana mahazatra hatrizay ary nampalaza ny Zanak’i Dada, hoy ry zareo, ary izahay tsy hanakorontan, tsy handroba, tsy hamono olona sanatria. Ho toherinay ny fanaovana tohatra fiakarana ny vahoaka ka izay no tena antom-pijoroanay ankehitriny.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT