• Talata 24 Janoary 2012
Politique.Parlemanta Banga ny toeran’ireo CST sy CT ankolafy Ravalomanana

Rehefa nihemotra adiny roa taty aorian’ny tamin’ny 10 ora maraina, fotoana nifanomezana, dia tontosa soa aman-tsara ihany ny fanokafana ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa amin’ity taona ity eny anivon’ny Kongresin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.Louis Michel Manohana ny “conférence au sommet”

Maneho ny tsy fahavononana ara-politika hisiana tetezamita iaraha-mitantana, tsy mitanila iny fihetsiky ny governemanta FAT iny, hoy i Louis Michel, filoha mpiara-mitantana ny Assemblée Parlementaire ACP-Vondrona Eoropeanina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.Maître Hanitra Razafimanantsoa «Hilaza ny marina no anton-dianay any Afrika Atsimo»

«Tsy nandray andraikitra ny olona tokony handray andraikitra voalohany amin’ny fampodiana ny filoha Ravalomanana», hoy ny filoha lefitry ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita na ny CST Hanitra Razafimanantsoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.Marc Ravalomanana «Tsy maintsy tafody aho !»

«Ho avy i Dada fa aza matahotra !», hoy ny filoha Marc Ravalomanana raha nitafa mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tamin’ireo mpomba azy tetsy amin’ny Magro omaly, taorian’ny nanakanan’ny filohan’ny FAT an’ ity filoham-pirenena voafidim-bahoaka ity tsy hody an-tanindrazana ny sabotsy 21 janoary 2012 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.Marcellin Razanakoto KMDT «Mialà ianao Andry Rajoelina»

Tsy mahefa ary tsy mahatontosa ny andraikiny amin’ny maha filohan’ny tetezamita azy i Andry Rajoelina raha ny nambaran’ny CT Marcellin Razanakoto, filohan’ny KMDT.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.Mpanao politika tsy tazana teny Ivato Samy manana ny antony tsy nahatongavany avy

Samy manana ny antony tsy nahatongavany teny Ivato tamin’ny sabotsy teo niaraka tamin’ireo olona marobe hitsena ny Filoha Marc Ravalomanana avy any Afrika Atsimo avokoa ireo mpanao politika nanontanian’ny Tia Tanindrazana omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT