- Talata 24 Janoary 2012
Politique.Omer Beriziky Mila masiaka sy miteny mahitsy !
Tsikaritry ny maro fa tsy dia mifanandrify ihany ny tenin’ny Praiminisitra Omer Beriziky mahakasika ny fiverenan’ny filoha teo aloha.
Hamaky ny tohinyTsikaritry ny maro fa tsy dia mifanandrify ihany ny tenin’ny Praiminisitra Omer Beriziky mahakasika ny fiverenan’ny filoha teo aloha.
Hamaky ny tohinyPorofon’ny tsy fahombiazan’ny tondrozotra, izany hoe ny fiaraha-mitantana ireny zava-misy tamin’ny sabotsy ireny raha ny fahitan-dRajaonah Andrianjaka azy.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nanaovan’ny TVM fandaharana manokana ny filohan’ny Les AS sady mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita, Voninahitsy Jean Eugène, ny alin’ny alahady 22 janoary 2012.
Hamaky ny tohinyNahiana ny mety hisian’ny korontana teny Ivato ny sabotsy 21 janoary lasa teo noho ny fanambaran’ny fikambanana AV7 izay nilaza fa hitsena ny filoha Ravalomanana eny an-toerana ihany koa izy ireo.
Hamaky ny tohinyNakaton’i Andry Rajoelina ny seranam-piaramanidina teny Ivato ny sabotsy 21 janoary 2012 mba tsy ahafahan’ny filoha Marc Ravalomanana nody teto an-tanindrazana io andro io.
Hamaky ny tohiny