• Alarobia 25 Janoary 2012
Politique.Zafilahy Stanislas Namaky bantsilana ny teti-dratsin’ny AT

«Tsy hanaiky izahay fa tsy maintsy hivadika ny pejy. Tohizanay ny tolona ary tsy maintsy tafodinay eto ny filoha Ravalomanana na iza ho faly na iza tezitra. Tsy ho votsotra intsony ny fotoana faha-3 hahatongavan’ny filoha eto», hoy i Zafilahy Stanilas nanoloana ny vahoakan’ny Magro omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.AREMA Antsirabe Hifandroritana indray

Hifandroritana indray ny fitantanana ny Antoko Arema ao Antsirabe amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.Clément Ravalisaona Tsy mety ny hisamborana an-dRavalomanana

Araka ny fanambaran’ny filohany Clément Zafisolo Ravalisaona, dia tsy manana olana firy amin’ny fiverenan’i Marc Ravalomanana eto Madagasikara ny antoko miombon’ezaka (AME) ary mahita mihitsy aza fa tsy mety ny eritreritry ny manampahefana ny amin’ny hisamborana ity filoha teo aloha ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.Hetsiky ny Mpandala ny ara-dalàna Roso tsa hipody koa

Na dia alatsinainy aza omaly, ary na dia teo koa aza ny ora-nikija dia tsy nanakana ireo vahoaka marobe nameno ny kianjan’ny Magro etsy Behoririka izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Janoary 2012
Politique.Jeneraly Ravalomanana Manao vy very ny ainy ho an-dRajoelina

Niharihary toy ny vay an-kandrina ny fafy lainga tamin’ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT