• Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.NOTAM am-panidinana Fikasana handatsaka aina tsotra izao

Sabotsy 21 janoary 2011, nanodidina ny mitatao vovonana teo, nilatsaka tampoka ny NOTAM manakatona ireo seranam-piaramanidina lehibe eto Madagasikara, ka akaiky an’i Johannesbourg, dia ny Aéroport-Ivato, Mahajanga, Toamasina, Toliara, Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Gadra miaramila Kasaina hosarahin-toerana

Arivonimamo, Antsiranana, Toliara, Ambatolampy na Antsirabe. Ireo no fantatra fa fonja saika hamindran-toerana azy 34 lahy, gadra politika miaramila.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Gadra politika Navoaka avokoa ireo sivily ambiny tany am-ponja

Ny zoma 20 janoary lasa teo no nivoahan’ireo sivily gadra politika hany sisa tavela tany am-ponja.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Kaomandà Roger Luc Tsy nanaiky ny fisamborana ny filoha Ravalomanana

Anisan'ny tranga nanaitra teny Ivato ny sabotsy 21 janoary teo ny tsy fitovian-kevitra teo amin'ny lehiben'ny Emmo-Reg, ny FIS sy ny miaramila sasany avy ao amin'ny RFI Ivato izay notarihin'ny kaomandà Roger Luc.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo “Tsy mazava ny kilalaon’ny fanjakana frantsay”

Voahitsakitsaka ny tondrozotra noho ny fanakanan’ny fiadidiana ny tetezamita ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana mivady an-tanindrazana ny sabotsy 21 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
FTT