- Alarobia 25 Janoary 2012
Politique.Jeneraly Ramakavelo Avereno any amin'ny vahoaka ny fanapahana
Tsy misy mandeha amin'izay laoniny ny zavatra eto.
Hamaky ny tohinyTsy misy mandeha amin'izay laoniny ny zavatra eto.
Hamaky ny tohinyTsy azo ihodivirana ny fodian’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana.
Hamaky ny tohinyandrim-panjakana Naely tamin'ny filazam-baovao nanomboka ny alatsinainy teo fa tsy dia miteraka olana firy amin'ny asan'ny parlemantan'ny tetezamita ny tsy fanatrehan'ny CT sy CST avy amin'ny ankolafy Ravalomanana ny fivoriana eny Tsimbazaza sy Anosikely.
Hamaky ny tohinyNisy ny resaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin’ny PDS Toalina Razafindrabary taorian’ny famindram-pitantanana nifanaovany tamin’ny PDS teo aloha Rakotovao Mariot, mikasika ny asa miandry azy ao amin’ny Kaominin’i Toamasina.
Hamaky ny tohinySamy manana ny fandikany iny zava-nisy tamin’ny sabotsy iny ny rehetra.
Hamaky ny tohinyNampiantso mpanao gazety nilazany ny heviny sy ny fepetra horaisiny ary ny fanamelohana ny zava-nisy nanomboka ny 17 janoary sy ny 21 janoary teo ny mpitarika ny Rodobe Toamasina notarihan’ny filohany Kotomanantsoa Rémi.
Hamaky ny tohiny