- Alakamisy 26 Janoary 2012
Politique.Raharaham-pirenena Mangingina ny FIS
Tato ho ato dia nangingina ny FIS. Ny lehiben'izy ireo mihitsy no tsy dia hita niseho vahoaka firy intsony.
Hamaky ny tohinyTato ho ato dia nangingina ny FIS. Ny lehiben'izy ireo mihitsy no tsy dia hita niseho vahoaka firy intsony.
Hamaky ny tohiny«Miverina tsy misy fepetra an-tanindrazana ary tsy azo samborina i Marc Ravalomanana».
Hamaky ny tohinyNa ahoana na ahoana fomba ilazana azy dia fampisehoan-kery avy amin'ny ankolafy Ravalomanana ireny nitranga tamin'ny sabotsy 21 janoary lasa teo ireny.
Hamaky ny tohinyManameloka tanteraka ireo niavian’ny tsy fahatongavan’ny Filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana tamin’ny sabotsy lasa teo ny ankamaroan’ny vahoaka ao Amoron’i Mania, araka ny nambaran’ny mpitarika ny mpomba ny Filoha Ravalomanana any an-toerana.
Hamaky ny tohinyEfa nandramana avokoa rehefa nety ho vahaolana noheverina ahafahana niala tamin'ny krizy nianjady tamin'ny firenena, saingy mbola izao ihany no vokany.
Hamaky ny tohinyMbola miteraka resabe hatramin’izao ny fihetsika sy ny fanapahan-kevitry ny filohan’ny FAT sy ny komandin’ny zandary CIRGN nikasa hanodina ilay fiaramanidin’ny AIR LINK nitondra ny filoha Ravalomanana ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohiny