- Alakamisy 26 Janoary 2012
Politique.Betiana Bruno Tokony hifampiresaka vao manapa-kevitra
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy maintsy tafapetraka mialoha ny faran’ny volana febroary ireo fepetra mitondra any amin’ny fitoniana ara-politika eto amin’ny tany sy ny fanjakana, ka tafiditra ao anatin’izany ny fiverenan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ireo rehetra miara-dia aminy ka mialokaloka atsy Afrika Atsimo.
Hamaky ny tohinyMbola mihodinkodina lava tsy misy fiafarana eto isika mianakavy raha tsy mandray fanapahan-kevitra ny hiresaka an-kitsim-po tsy misy fiandaniana amin-dRanona na i Ranona, hoy ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, Emile Ratefinanahary.
Hamaky ny tohinyAraka ny loharanom-baovao dia tsy manaiky ny famindran-toerana ireo gadra politika ireo any amin'ny fonja hafa ireo fianakaviany.
Hamaky ny tohinySamy manana ny andraikiny ary samy manana ny asany ny mpanao gazety sy mpanao politika, hoy ny CT Ramaroson Laurent (AVI).
Hamaky ny tohinyZary nafana indray ny Kianjan’ny Magro Avaratsena omaly alarobia 25 janoary 2012 teo.
Hamaky ny tohiny