- Zoma 27 Janoary 2012
Politique.Mpomba an-dRajoelina Tsy hamela an-dRavalo hody mora foana
Tonga ny valin-kafatra avy any amin'ny minisitry ny fitsarana taorian'ny fivoriana tatsy Pretoria. Tsy ho vita mialoha ny 29 febroary izany ny fandinihana sy fandaniana ny volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka, hoy ny minisitry ny fitsarana Christine Razanamahasoa
Hamaky ny tohiny
