- Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.Oniversiten’i Fianarantsoa Nihamafy ny grevin’ny mpianatra
Mafanafana ao Andrainjato nanomboka ny fiandohan’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyMafanafana ao Andrainjato nanomboka ny fiandohan’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nanomezany fe-potoana 24 ora mba hialan’ny filohan’ny FAT Andry Nirina Rajoelina tsy ho filohan’ny tetezamita intsony dia niala tsy ho mpikambana ao amin’ny Les AS (Les Autres Sensibilités) ny CT Razanakoto Marcellin niaraka tamin’i Mamod Hussen na i Besady.
Hamaky ny tohinyMisavorovo ny Tafika. Mandeha ny resaka any anaty toby miaramila fa misy jeneraly anisan'ireo be galona mbola am-perinasa manao kajikajy politika avo lenta.
Hamaky ny tohinyRaikitra izany fa dia ho avy ao amin’ny Lapa Maitso Anosikely ny Praiminisitra Jean Omer Beriziky, anio, hifanatrika amin’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST).
Hamaky ny tohinyTsy tokony ho nanao tolobidy momba ny tany nampiasain’ny Magro etsy Ankorondrano ny Antenimieran’ny varotra izay tompon’ilay tany, hoy ny Me Radson Solo mpisolovava ny orinasa Tiko mandra-pivalin’ny fandravana didy nangatahan’ny Tiko tany amin’ny Fitsarana tampony.
Hamaky ny tohinyHita ho tena vonona ny hijoro hatramin'ny farany ny mpitsara raha ny fanapahan-kevitra nivoaka tamin'ny fivoriambe omaly teny Anosy no jerena.
Hamaky ny tohiny