• Zoma 03 Febroary 2012
Politique.Marc Ravalomanana Niantso ny Malagasy hilamina

In-droa niditra tamin’ny antso an-tariby nivantana avy any Afrika Atsimo i Marc Ravalomanana tato anatin’ny efatra andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Febroary 2012
Politique.Tsy aritra Mora vizana ?

Navitrika ery ny filohan’ny FAT Andry Rajoelina vantany vao tonga teo amin’ny fitondrana nilaza fa atao matotra tsara ny fiaraha-miasa amin’ny mpanao gazety, ary hampahafantarina ny vahoaka malagasy manerana ny Nosy ny zava-misy sy tsy maintsy fantany momba ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.Manamafy ny SADC “Amnistia aloha vao miresaka !”

Tojo fahasahiranana ny delegasiona avy amin’ny fanjakana frantsay dia ny minisitry ny fiaraha-miasa, Henri de Raincourt sy ny kaomisera eoropeanina misahana ny fampandrosoana, Andris Piebags izay tokony hitsidika an’i Madagasikara ny 10 sy 11 febroary ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.Brigitte Rasamoelina Tokony haverina soratan’ny « Magistrat » Malagasy ny soridalana

Tsy henoheno firy intsony ny filohan’ny antoko Ampela Manao Politika taorian’ny tsy nahalany azy intsony ho filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita Faritanin’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.CST Ratsimaharivony Germain Izay mahasoa ny vahoaka no tokony hokatsahina

Zava-dehibe ho an’ity mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita avy any amin’ny Faritra Alaotra Mangoro ity ny fikatsahana izay hahasoa ny mponina any amin’ny Faritra niaviany.

Hamaky ny tohiny
FTT