- Alakamisy 02 Febroary 2012
Politique.Fankatoavana iraisam-pirenena, fifidianana … Miankina amin’ny fiverenan-dRavalomanana
«Miombom-po ny firenena rehetra fa tsy hisy fifidianana, tsy hisy fankatoavana iraisam-pirenena ary tsy ho afaka ny sazy mianjady amin’i Madagasikara raha tsy tafaverina an-tanindrazana ny tenako», hoy i Marc Ravalomanana raha nitafa mivantana tamin’ireo mpandala ny ara-dalàna tamin’ny alalan’ny antso an-tariby tao amin’ny Magro Behoririka, omaly.
Hamaky ny tohiny
