- Talata 31 Janoary 2012
Politique.Manoela Ralaimampisainarinony “Izay lalàna hamahana ny krizy no arosoy !”
Hifarana amin’ity anio ity ny fivorian’ny Vondrona Afrikanina. Samy miandrandra izay mety ho valin’izany ny rehetra, indrindra momba izay mety ho vahaolana amin’ny krizin’i Madagasikara izay efa telo taona izao no niaretana azy.
Hamaky ny tohiny