• Alatsinainy 30 Janoary 2012
Politique.Dinika tany Prétoria Manana ny fanazavany koa i Pierrot Rajaonarivelo

Navoakan’ny minisitry ny raharaham-bahiny Pierrot Rajaonarivelo ny zoma teo tamin’ny alalan’ny fizarana antontan-taratasy tamin’ny mpanao gazety ny tena zava-nisy ofisialy tamin’ny dinika nampanantsoin’ny Troika ny ankolafy Malagasy farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Janoary 2012
Politique.Andry Rajoelina Mihena ny fitiavan’ny olona azy

Manomboka mibaribary ankehitriny fa mihena ny fitiavan’ny olona ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Janoary 2012
Politique.Rodobe Toamasina “Mitohy ny tolona fa be marenina ny FAT”

Nitohy tahaky ny fanaony isaky ny sabotsy tolakandro ny hetsiky ny Rodobe ao an-tokotanin’ny Magro Tanambao V.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Janoary 2012
Politique.TGV Toamasina Vaky ny ady, nifanasa vangy imasom-bahoaka

Nivadika ady mafana mivantana ilay ady mangatsiaka teo aloha, ho an’ny mpitarika ny TGV (Tanora malaGasy Vonona) Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Janoary 2012
Politique.Andininy faha-20 ny tondrozotra Nofy ratsy ho an’i Andry Rajoelina

Taorian’ny tsy nahafahan’ny iraka manokan’ny fitondrana tetezamita nandray anjara tamin’ny fivoriana an-tampony faha-18 n’ny Vondrona Afrikanina tany Addis Abeba ny faran’ny herinandro teo, dia miha mazava hatrany ny resaka fa mbola sarotra ho an’ny fitondrana tarihan’i Andry Rajoelina ny hahazo ny fankatoavana tena izy avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Janoary 2012
Politique.Andry Rajoelina tao Toamasina Niova ny arofenitra fitsenana azy omaly

Nohamafisina, nohenjanina ny fomba fiambenana ny filohan’ny tetezamita tonga tao Toamasina omaly, tamin’ny fitokanana ny scanner vaovaon’ny fadintseranana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT