Politique

Oniversiten’i Fianarantsoa Nihamafy ny grevin’ny mpianatra


  • Alakamisy 02 Febroary 2012

Mafanafana ao Andrainjato nanomboka ny fiandohan’ny herinandro teo.

 Fitakiana vatsim-pianarana sy famoahana ny valim-panadinana fihodinana voalohany no anisan’ny fototry ny fitakiana. Nivoaka ivelan’ny faritry ny sekoly mihitsy ny mpianatr’Andrainjato ny talata teo, ary nifanehatra tamin’ny mpitandro ny filaminana teo Antanifotsy, tanàna lalovana mialoha ny hiditra ny faritry ny oniversite. Omaly dia nisy delegasiona nitety ireo sampam-pianarana ambony misy ao Fianarantsoa hiray hina hanamafy ny hetsika. Re mantsy fa misy mpianatra iray, anisan’ireo mpitarika ity hetsika ity, hiakatra CODIS, ka vao mainka naharomotra ny mpianatra.
Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT