Politique

Jeneraly be galona Vonona handray fitondrana raha ...


  • Talata 31 Janoary 2012

Misavorovo ny Tafika. Mandeha ny resaka any anaty toby miaramila fa misy jeneraly anisan'ireo be galona mbola am-perinasa manao kajikajy politika avo lenta.

 Araka ny fantatra dia mandeha mihitsy ny firesahan'ity jeneraly ity amin'ireo lehiben'ny Tafika ny mba haneken'izy ireo azy raha toa ka misy izay fandraisana ny fitondrana izay. Mandeha mantsy ny resaka fa rehefa tsy tafavoaka intsony ny FAT dia mety hanolotra ny fitondrana ny miaramila. Raha ny zava-misy eny anivon'ny toby miaramila anefa dia betsaka ireo miaramila no tsy manaiky ity jeneraly mikasa ny handray ny fitondrana ity raha toa ka misy tokoa ny fanolorana izany ny miaramila.
Gaby

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT