- Alatsinainy 06 Febroary 2012
Politique.Monja Roindefo Mandrahona hidina an-dalambe
Nifamory tetsy amin’ny trano fonenan’ny praiminisitra teo aloha Monja Roindefo ireo mpikatroka Monina ny sabotsy 04 febroary lasa teo.
Hamaky ny tohinyNifamory tetsy amin’ny trano fonenan’ny praiminisitra teo aloha Monja Roindefo ireo mpikatroka Monina ny sabotsy 04 febroary lasa teo.
Hamaky ny tohinyMbola tsy misy ny fiantsoana fivoriana tsy ara-potoana fahatelo avy amin’ny governemanta na dia efa nandeha aza izany resaka izany, hoy i Mamy Rakotoarivelo tamin’ny fotoam-pamaranana ny fivoriana tsy ara-potoana faharoa tamin’ny zoma tolakandro teo teny Tsimbazaza.
Hamaky ny tohinyNy zomà lasa teo vao tontosa ny fifampiarahaban'ny TIM (manodidina an'Antananarivo) nahatratra ny taona 2012.
Hamaky ny tohinyTsy henoheno firy intsony ny filohan’ny antoko Ampela Manao Politika (AMP), Dr Rasamoelina Brigitte, taorian’ny tsy nahalany azy intsony ho filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita Faritanin’Antananarivo.
Hamaky ny tohinyEfa hatramin’ny alatsinainy ka mandraka ny omaly dia ny lalàna momba ny fifidianana no nodinihin’ireo mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita.
Hamaky ny tohiny«Andeha hody ho any aminareo aho. Izay afaka mitsena dia ankasitrahana, izay tsy afaka kosa tsy omena tsiny. Faly ny tenako ho tonga soa an-tanindrazana. Hihaona tsy ho ela isika”, hoy Rtoa Lalao Ravalomanana raha nitafa tamin’ireo mpanara-dia ny ankolafy Ravalomanana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby nivantana avy any Afrika Atsimo tao amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka, omaly.
Hamaky ny tohiny