• Talata 07 Febroary 2012
Politique.UDR- Fanovana Sesitany 7 taona vao tokony hody Ravalomanana

Malaza ny vaovao momba ny famotsoran-keloka sy ny tokony hodiana na tsia ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2012
Politique.Sangodim-panina politika Hijoro ny fitondrana miaramila ?

Tsy tongatonga ho azy ireo tranga maromaro tato ho ato izay fa ao raha. Araka ny resaka mandeha be teto an-drenivohitra efa ho roa herinandro teo ho eo izao, dia manomboka very hevitra ny FAT tarihin'i Andry Rajoelina ny amin'ny fomba hatao mba hihazonana ny fahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2012
Politique.FAT Katahotra !

Raiki-dolo ary mampitsangam-bolo ny FAT loatra ny anarana Ravalomanana. Katahotra e ! Eny ka hatramin’ny zaza amam-behivavy aza ka mitondra ny anarana Ravalomanana dia atahorany ka sakanana amin’ny fomba rehetra ny hidirany an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Febroary 2012
Politique.Fahatsiarovana sa fankalazana Mahery fo sa mpanongam-panjakana ?

Valin-teny feno eso no nasetrin'ny filohan'ny tetezamita Andry Rajoelina taorian'ny fikasan'ny ankolafy Zafy Albert hanatitra voninkazo teny amin'ny Kianjan'ny demokrasia ny 17 janoary 2012 ho fahatsiarovana ny faha-3 taona nanokanana ity Kianja ity ho kianjan’ny demokrasia sy ho fahatsiarovana ireo namoy ny ainy noho ny fiarovana ny ara-drariny sy ny ara-dalàna teto amin'ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT