• Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Praiminisitra Beriziky Voantso any Afrika Atsimo

Mihazakazaka ny fandehan’ny toe-draharaham-pirenena taorian’ny nanakatonan’ny FAT ireo seranam-piaramanidina lehibe eto Madagasikara, indrindra ny teny Ivato, tamin’ny alalan’ny NOTAM ka tsy nahafahan’ny fiaramanidina nitondra ny filoha Marc Ravalomanana, niditra teto ny sabotsy 21 janoary 2012 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Marc Ravalomanana Tena mbola mamim-bahoaka

Mbola tena mamim-bahoaka ary manana mpanohana vonona ny hiaraka aminy hatramin'ny farany Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Marc Ravalomanana “Tsy maintsy tafaverina aho”

“Fanambaniana sy fanaovana tsinontsinona ny Malagasy ireny fihetsika ireny. 45 minitra mialoha ny tsy hidinan’ny fiaramanidina ao Madagasikara no nilaza ilay mpanamory fa nilatsaka ny NOTAM manakatona ny seranam-piaramanidina any Madagasikara”, hoy i Marc Ravalomanana raha niditra nivantana tamin’ny antso an-tariby avy any Afrika Atsimo, tao amin’ny Matv ny sabotsy alina teo manoloana ny fanakanana azy tsy hiditra eto an-tanindrazana tamin’io andro io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Voan’ny tifitra ankitsirano Lavo i Njaka, maherifon’i Dada

“Maso solon’ny maso, nify solon’ny nify”, hoy ny filelalelan’i Etienne Andriamahefarisoa, mpitarika ao amin’ny AV7, nanoloana ny haino aman-jery sy mpanao gazety ny alakamisy 19 janoary 2012 manoloana ny fiverenan’i Dada.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Politique.Fanamelohana an-dRavalomanana Politika fa tsy raharaham-pitsarana...

Ho an'i Benjamin Andriamihanta mpanolotsaina momba ny lalàna ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, dia tsy resabe fa tena marina ny fahatongavan'ity filoha teo aloha ity, eto Madagasikara rahampitso sabotsy tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Janoary 2012
Politique.Fanendrena ny PDS-n’i Toamasina I Voailika ny MTS, naka toerana roa i Brickaville

Ela ny ela ka voatendry ihany ny PDS vaovaon’ny Kaominin’i Toamasina renivohitra, taorian’ny fitokonana naharitra nataon’ny mpiasa maro an’isa.

Hamaky ny tohiny
FTT