• Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Gadra politika Navoaka avokoa ireo sivily ambiny tany am-ponja

Ny zoma 20 janoary lasa teo no nivoahan’ireo sivily gadra politika hany sisa tavela tany am-ponja.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Kaomandà Roger Luc Tsy nanaiky ny fisamborana ny filoha Ravalomanana

Anisan'ny tranga nanaitra teny Ivato ny sabotsy 21 janoary teo ny tsy fitovian-kevitra teo amin'ny lehiben'ny Emmo-Reg, ny FIS sy ny miaramila sasany avy ao amin'ny RFI Ivato izay notarihin'ny kaomandà Roger Luc.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo “Tsy mazava ny kilalaon’ny fanjakana frantsay”

Voahitsakitsaka ny tondrozotra noho ny fanakanan’ny fiadidiana ny tetezamita ny fiverenan’ny filoha Ravalomanana mivady an-tanindrazana ny sabotsy 21 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Fiverenan’i Dada Kely sisa

Nibaribary tamin’ny zava-nitranga teny Ivato ny sabotsy lasa teo ny hakanosan-dRajoelina, ary mazava koa fa tsy fahatokisany ny miaramila sy ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.NOTAM-n’ny FAT Fanompana ny Malagasy sy ny fianakaviambe iraisam-pirenena

Manoloana iny fanakanan’ny FAT tamin’ny minitra farany ny prezida Ravalomanana tsy hody eto an-tanindrazana iny dia samy nanana ny nandraisany azy ny tsirairay.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Olona avy any amin’ny faritra Tonga manokana teto hitsena an-dRavalo

Ny alakamisy na zoma no niaingan’ireo avy any amin’ny faritra hitsena ny filoha Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
FTT