• Talata 21 Febroary 2012
Politique.7 febroary, amnistia Hanao fanazavan-kevitra ny KMFB

Hanao famelabelaran-kevitra etsy amin’ny hotely Fanantenana Ampandrana ny KMFB rahampitso.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2012
Politique.Rakotomanjato Rodin Hisy raha “la terre” !

Vita ny momba ny vaomiera mahaleotena momba ny fifidianana na ny CENI, vita ihany koa ny lalàna mifehy ny fifidianana, samy efa nandalo ary nankatoavina teo anivon’ireo Antenimiera roa ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Febroary 2012
Politique.Roland Ratsiraka Manahy ny tsy hahavitan’ny fifidianana

Tsy nanafina ny ahiahiany mikasika ny tsy fahadiovan’ny fifidianana hatao ao anatin’izao tery vay manta ataon’ny fitondrana tetezamita izao, ny filoha lefitry ny CST Roland Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Tsimbazaza Feno CT mpanao tsidi-pahitra

Fotoam-panokafana fivoriana, ara-potoana na tsy ara-potoana, no mba tazana eny Tsimbazaza ireto andiana CT ireto, dia amin’ny fotoana fandraisam-bola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Faritra Atsinanana Miandry an-dRavalo ny vahoaka

Faritra anisan’ny voa mafy tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Giovanna ny Faritra Atsinanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Lalàm-pifidianana Nitondran’ny CST fanitsiana

Nankatoavina ny sabotsy 18 febroary 2012 teny anivon’ny Filankevitra Ambonin’ny Tetezamita saingy nasiam-panitsiana ny volavolan-dalàna fehizoro laharana 003/2012 tamin’ny 25 janoary 2012 mahakasika ny lalàm-pifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT