• Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Magro Antsirabe Nisongadina ny resaka fampihavanana

Mafana sy mitohy hatrany ny hetsika ao amin’ny kianjan’ny Magro Avaratsena Antsirabe ny sabotsy 18 febroary lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Manantsoa Victor Mila drafitra fampiharana mazava ny tondrozotra !

Ny tsy fisian’ny drafitra mazava hampiharana azy no mahasarotra ny fanatanterahana ny tondrozotra, araka ny fahitan’i Manantsoa Victor azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Monja Roindefo “Tsy misy fanjakana intsony eto”

Efa tsy fisiana fanjakana intsony ny zava-misy ankehitriny eto amin'ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Mpikambana CENI Hifidy izay ho solontenany ny mpitsara rahampitso

Rahampitso talata 21 febroary no hotontosaina ny fifidianana izay ho solontenan’ny mpitsara ao amin’ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Parlemanta Tsy maintsy hirosoana ny amnistia

Rehefa tsy hanao ny governemanta dia aleo hataon’ny Kongresy sy ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, hoy ny CT Mamitiana Ravelonanosy manoloana ny firaikiraiken’ny fahefana mpanatanteraka amin’ny famolavolana ny volavolan-dalàna momba ny famotsoran-keloka faobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Praiminisitra Beriziky Lany andro miana-draharaha

Nanamafy ny praiminisitra Omer Beriziky ny sabotsy lasa teo fa nisy tokoa ny fanitsahana ny andraikitry ny minisitry ny atitany, nataon’ny minisitry ny fanapariaham-pahefana tamin’ny fanesorana ireo Ben’ny tanàna efatra tany Sofia ka nametrahana PDS.

Hamaky ny tohiny
FTT