• Talata 24 Janoary 2012
Politique.TVM Tratry ny sivana ny zanak’i Dada

Nanaovan’ny TVM fandaharana manokana ny filohan’ny Les AS sady mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita, Voninahitsy Jean Eugène, ny alin’ny alahady 22 janoary 2012.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.AV7 sy jeneraly Ravalomanana Samy tsy sahy nipoitra teny Ivato

Nahiana ny mety hisian’ny korontana teny Ivato ny sabotsy 21 janoary lasa teo noho ny fanambaran’ny fikambanana AV7 izay nilaza fa hitsena ny filoha Ravalomanana eny an-toerana ihany koa izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Fandrarana ny filoha Ravalomanana tsy hiverina «Fihantsiana ady mivantana amin’ny Malagasy», hoy ny GTT-IDF

Nakaton’i Andry Rajoelina ny seranam-piaramanidina teny Ivato ny sabotsy 21 janoary 2012 mba tsy ahafahan’ny filoha Marc Ravalomanana nody teto an-tanindrazana io andro io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.NOTAM am-panidinana Fikasana handatsaka aina tsotra izao

Sabotsy 21 janoary 2011, nanodidina ny mitatao vovonana teo, nilatsaka tampoka ny NOTAM manakatona ireo seranam-piaramanidina lehibe eto Madagasikara, ka akaiky an’i Johannesbourg, dia ny Aéroport-Ivato, Mahajanga, Toamasina, Toliara, Tolagnaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Janoary 2012
Politique.Gadra miaramila Kasaina hosarahin-toerana

Arivonimamo, Antsiranana, Toliara, Ambatolampy na Antsirabe. Ireo no fantatra fa fonja saika hamindran-toerana azy 34 lahy, gadra politika miaramila.

Hamaky ny tohiny
FTT