• Alakamisy 16 Febroary 2012
Politique.Andrefan'Ambohijanahary Nampitovy tadin-dokanga ireo fahavalon-dRavalomanana

Nanatontosa fivoriambe tetsy amin'ny Mon Gouter Andrefan'Ambohijanahary ny UDR-C omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2012
Politique.DST Polisy politika

DST (Direction de la Surveillance du Territoire) indray izao no anarana malaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2012
Politique.Fiainam-pirenena Mbola ao ihany ve ireo mpanatanteraka ?

Efa herinandro vitsivitsy izao no tsy nisiana Filankevitra intsony, na io ny an’ny governemanta na ny an’ny minisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2012
Politique.Marc Ravalomanana Mankahery ireo niharam-boina, niantso ho amin’ny fifanampiana

«Tsy hitako izay fomba hilazako ny alaheloko noho izao voina mihatra amin’ny firenena sy ny Malagasy izao», hoy i Marc Ravalomanana raha niditra tamin’ny alalan’ny antso an-tariby avy atsy Afrika Atsimo nandritra ny hetsiky ny mpomba ny ara-dalàna tao amin’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2012
Politique.Pierre Andrianantenaina “Tsy afaka hanao takalon’aina mpianatra aho”

Nisafidy ny hampianatra aho fa tsy hitokona eny amin’ny oniversite, hoy i Pierre Andrianantenaina mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversite sady mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita (CST), satria tsy afaka hanao takalon’aina ny mpianatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Febroary 2012
Politique.Tsivàka Raharison Sylvien “Fitoniana aloha vao fifidianana...”

Tsy ho tratra ny daty notondroin’ny vondrona iraisam-pirenena, ny 29 febroary izay daty farany tokony hahavitan’ny lalànan’ny amnistia raha izao no fandehany, hoy ny filoha lefitr’i Antsiranana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita, Tsivàka Raharison Sylvien.

Hamaky ny tohiny
FTT