Politique

Randriampilamanana Rostand “Manaova fifidianana tsy misy kandidŕ Marc Ravalomanana raha sahy !”


  • Alatsinainy 26 Martsa 2012

“Fahotana mahafaty tahaka n’inona no nataon’ny lietna-kolonely Charles Andrianasoavina teny amin’ny BANI no mampigadra azy mandrapahafaty ?”, hoy ny fanontaniana napetraky ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita Randriampilamanana Rostand tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy teo.

 Fahafirin’ny zava-bita tamin’ny taona 2009 izany, hoy izy. Didy fakan-tahaka (jurisprudence) io ka higadra mandrapahafaty ianareo. Manaova famotsoran-keloka tsy faobe eo dia mirosoa amin’ny fifidianana tsy misy Marc Ravalomanana raha sahy, hoy ity CT avy any Ihorombe ity. Hafatra fohy navantana any amin’ny mpitantana ny tetezamita no nanampin’ity olom-boatendry ity ireo rehetra ireo hoe : “Raha hanao 29 martsa any Manakara ianao ry Andry Rajoelina dia ento i Jean-Marc Châtaigner satria mila mifona amin’ny vahoakan’i Manakara noho ny vono olona nataon’ny Frantsay mpanjanatany izy. Raha tsy tanteraka io dia aza mankany fa hifampivandravandra any fotsiny”.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT