• Alarobia 15 Febroary 2012
Politique.Fandalovan’ny rivodoza Hanova zavatra maro

Nifanandrify indrindra tamin’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana fahatelon’ny Parlemanta no nidiran’ny rivodoza Giovanna teto Madagasikara, omaly talata 14 febroary.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2012
Politique.Manjakatompo Nanaovana bemidina indray

Nisy nanao bemidina indray tao amin’ny tanànan’i Tojo Ravalomanana ao Manjakatompo-Andranomanelatra ny alatsinainy 13 febroary 2012 tokony ho tamin’ny telo ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2012
Politique.Razanakoto Marcellin Mety hosamborina indray

Ankoatra ny rivotra mafy dia mafy nentin’ny rivodoza Giovanna ka namela takaitra mafy eto amin’ny firenena iray manonotolo dia mbola rivotra hafa mampisafotofoto ny sain’ny mpanara-baovao politika maro ihany koa ny raharaha Razanakoto Marcellin, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita nosamborina sy notazonina vonjimaika teny amin’ny tobin’ny zandary teny Andoharanofotsy nandritra ny hateloana tamin’iny herinandro lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2012
Politique.Lasa i Giovanna Nandraingiraingy izay nolalovany

Lasa namela takaitra i Giovanna, ilay rivodoza voasokajy ho mahery vaika vao namakivaky an’i Madagasikara farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Febroary 2012
Politique.Zafilahy Stanislas Mandany volam-bahoaka ny fivoriana eny Tsimbazaza

Mahamenatra fa tena kilalao sy andranandrana no atao eto amin’ity firenena ity ankehitriny, hoy i Zafilahy Stanilas tetsy amin’ny Magro Behoririka ny alatsinainy teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Politique.Famotsoran-keloka Misy mampikatso ny fandinihana azy

Hiatrika ny fivoriana tsy ara-potoana fahatelo manomboka rahampitso talata 14 febroary ny Parlemantan’ny tetezamita handinika ny volavolan-dalàna momba ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT