• Zoma 17 Febroary 2012
Politique.Haino aman-jery nakaton’ny FAT Hisokatra amin’ny faran’ity febroary ity

Niala tamin’ny fahanginany ary niseho sehatra ireo mpandraharaha tompon’ireo haino aman-jery nakaton’ny FAT, 18 volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2012
Politique.Florent Rakotoarisoa – Ruffine Tsiranana Vaky ny ady

Raha samy mandeha samy mitady Ambohitsorohitra sy Mahazoarivo amin'ny fitantanana ny fanjakana, dia vaky ambatolampy koa izao ny tsy fitovian-kevitra eo amin'ny samy mpikambana ao amin'ny governemanta Beriziky.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2012
Politique.CENI Nofoanana ny fifidianana izay ho solontenan’ny mpanao gazety

Foana rehefa nahemotra in-droa miantoana ny fifidianana izay ho solotenan’ny mpanao gazety eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny fifidianana na CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2012
Politique.Mpandala ny ara-dalàna Hosamborina ireo mpitarika ?

Manomboka mampanontany tena ny rehetra ankehitriny ny tombana amin'izay ezaka vita amin'ilay fiaraha-mitantana nifaneken'ireo mpanao politika ny 17 septambra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2012
Politique.Marc Ravalomanana Niantso ny fanampian’ny sehatra iraisam-pirenena manoloana izao voina izao

Nitafa mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby avy atsy Afrika Atsimo tamin’ny vahoakan’ny Disitrikan’i Vangaindrano, Faritra Atsimo Atsinanana, Atoa Marc Ravalomanana omaly alakamisy 16 febroary, nankahery ny Malagasy rehetra niharam-boina sy nanehoany fiaraha-miory tamin’ireo namoy ny havany noho ny rivodoza farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Febroary 2012
Politique.Raharaha Manjakatompo Hanenenan’ny FAT tongotra aman-tanana

Tsy mbola mazava tsara hatramin’izao ny tena tian’ny DST hahatongavana amin’ny antsojay ataony amin’i Tojo Ravalomanana. Fitaovam-piadiana ve, sa mersenera, sa inona no karohina ao Manjakatompo ?

Hamaky ny tohiny
FTT