• Alatsinainy 13 Febroary 2012
Politique.Famotehana adversera Mandeha indray ny tondro molotra

Misambotra sivily avy ireo no terena hanonona anaran’olona, izay mazàna mpitarika politika na koa manamboninahitra, kendrena hopetahana sy hopotehina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Politique.Biraom-pifandraisan’ny SADC Efa mijoro ara-dalàna, hiasa amin’izay

Efa nanatitra ny taratasy ofisialy milaza ny hiasany sy hitoerany eto Madagasikara ny olon’ny SADC izay hiandraikitra ilay Biraom-pifandraisana, na “bureau de liaison”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Politique.Lahiniriko Jean Efa tamin’ny 2005 no niketrika ny fanonganana an-dRavalo

Politika maloto ary mpanao politika maloto no mamotika ny firenena, hoy i Zafilahy Stanislas.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Politique.Magro Antsirabe Tahotra fifidianana ny an-dRajoelina

Mafana hatrany ary tsy mahakivy ny mpitolona Antsirabe ny antsojay ataon-dRajoelina amin’ny mpandala ny ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Politique.Me Hanitra Rakotomavo “Mijanona ao anaty rafitry ny tetezamita ny ankolafy Ravalomanana”

Nitodika manokana tamin’ny DST (Direction de la surveillance du territoire) ary nanao antso avo mihitsy ny Me Hanitra Rakotomavo manoloana ny fananaraotam-pahefana ataon’ny DST mba hampitsahatra izany manomboka izao, nanditra ilay valandresaka nataon’izy ireo tao Manjakatompo-Andranomanelatra ny zoma 10 febroary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Febroary 2012
Politique.Mpandala ny ara-dalàna Mailo amin’ny Frantsay !

Tsy tolon’antoko ny tolona hamerenana ny ara-dalàna fa tolom-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT