- Alatsinainy 20 Febroary 2012
Politique.Filohan’ny ankolafy Ravalomanana Toliara Resaka dramotse avao ‘ty atao ame Tojo Ravalomanana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tamin’ny fivoriana izay nataony ny zoma 27 janoary 2012 no nanambaran’ny «Collectif des Professeurs et Professeurs Titulaires des Universités de Madagascar» fa latsaka an-katerena lalina ny firenena.
Hamaky ny tohinyTena maika ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ho an’ny VAMI na ny Vahoaka Miray hahafahana manavotra haingana ny firenena.
Hamaky ny tohinyNahatsiaro ny nisian’ny tolona taona 2009 ka nanamarika izany tany Ambositra ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, Razafimahatradraibe Emile.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Marina fa anisan'ny lalana hivoahana amin'izao krizy eto amin'ny firenena izao ny fanaovana fifidianana.
Hamaky ny tohiny