• Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Mamy Rakotoarivelo Hotsaraina amin’ny 18 mey

Mikorapaka sy mandrovi-tsihy, araka ny fomba fiteny ny mpitondra FAT. Mipoitra indray mantsy izao ny raharaham-pitsarana mahakasika manokana ireo olon’ny mpanohitra ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Sendikan’ny Mpitsabo Mikononkonona hetsika koa

Nisafidy ny andron’ny 1 mey ny sendikan’ny mpitsabo hanetsika indray ny fitakiany izay odian’ny fanjakana fanina na dia efa vita an-tsoratra aza ny fifanarahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Parlemanta Hivory dia hanao inona ?

Tsy tahaka ny mahazatra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Parlemanta omaly, satria niray feo ary tsy nanatrika izany ny parlemantera rehetra avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Praiminisitra Beriziky Ny fifampiresahana sy fifandeferana ihany

Nambaran’ny Praiminisitra Omer Berizika tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza taorian’ny fanokafana ofisialy ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny Kongresin’ny tetezamita omaly maraina fa hodinihana ao anatin’ny filankevitry ny govenernemanta rahampitso (anio alarobia) ny mikasika ilay Komitin’ny fampihavanam-pirenena (CFM) mahabe resaka ny maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2012
Politique.Raholinarivo Paolo Emilio sy ny tolona 2009 Fanovana no notakiana fa tsy i Andry Rajoelina

Hatramin’izay nisian’ny hoe fiaraha-mitantana izay, dia ry zareo mpanao politika ihany no mamolavola ny hoe : iza no eto ary iza no ato sy ny hoe inona no atao atsy, inona no atao eroa ?

Hamaky ny tohiny
FTT