• Zoma 04 Mey 2012
Politique.Ravelomanarivo Jean Jacques, lefitry ny Préfet de police «Rehefa tsy nahazo ireo teo aloha dia tsy mahazo koa ny rehetra aty aoriana»

Nahabe resaka hatramin’ny faran’ny herinandro ny fanapoahana baomba mandatsa-dranomaso nataon’ny Emmo-Reg nanaparitahana ny vahoaka tonga teny Ambohijatovo raha saika hanao tatitra ny Parlemantera avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana . Nanatona ny prefektiora hanontaniana ny heviny sy ny anjara andraikiny momba ny fanakanana ilay hetsika izahay. Ravelomanarivo Jean Jacques, lefitry ny Préfet de police no nandray ny gazety Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2012
Politique.Sempama Amoron’i Mania Mitohy ny fitokonana

Niakatra ny maripanan’ireo mpampianatra mpiasam-panjakana sy mpampianatra FRAM ao Amoron’i Mania ka niray feo fa hanakatona ireo sekolim-panjakana mbola nisokatra hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Mey 2012
Politique.Zafilahy Stanislas “Aty aminay ny vahoaka”

Tsy iadian-kevitra fa maro an’isa ao amin’ny Parlemanta ny mpomba an-dRajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2012
Politique.Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razara Pierre Notazomina an-dakazerina

Notazomin’ny zandary atao andrimaso “garde à vue” eny amin’ny Toby Betongolo nanomboka halina ireo mpanao gazety mianadahy, Fidèle Razara Pierre sy Lalatiana Rakotondrazafy, mpanentana ny fandaharana “Anao ny fitenenana” ao amin’ny radio Free-FM 104.2.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2012
Politique.Andry Rajoelina Diso vanimpotoana indray

Nahazo famatsiam-bola mitentina 600 tapitrisa Ariary avy amin’ny fanjakana foibe ny tanànan’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Mey 2012
Politique.Raharaha FIGN Niakatra fitsarana ry Kly Raymond

Niakatra fitsarana ady heloka bevava tsotra omaly ny raharaha FIGN.

Hamaky ny tohiny
FTT